𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀

𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀

𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀

𝟏𝟏 𝐅𝐄𝐁𝐑𝐎𝐀𝐑𝐘 𝟏𝟗𝟕𝟓 – 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀
Nomarihina androany 11 febroary 2025 teny Ambohijatovo Avaratra ny faha-50 taona nahafatesan’ny Jeneraly RATSIMANDRAVA Richard teo am-perinasa, teo ambany fiahian’ny Praiministra Lehiben’ny Governemanta, Andriamatoa NTSAY Christian, ary notronin’ireo tompon’andraikim-panjakana isan-tsokajiny. Tonga nanome voninahitra ny fotoana, Ramatoa Marie Marcelline Rasoloarisoa , Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa.
Niara-nanatanteraka ny lanonana ny Tafika Malagasy, ary toy ny fanao isan-taona dia nametraka fehezam-boninkazo teo amin’ny tsangambato fahatsiarovana ny nahalavoan’ny Jeneraly ireo manam-boninahitra ao amin’ny Governemanta sy ny Tafika Malagasy. Tsaroana manokana tamin’io fotoana io ihany koa ireo namoy ny ainy ho an’ny tanindrazana.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle