𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐍𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐓𝐄𝐊𝐍𝐎𝐋𝐎𝐉𝐈𝐊𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐍𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐓𝐄𝐊𝐍𝐎𝐋𝐎𝐉𝐈𝐊𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐍𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐓𝐄𝐊𝐍𝐎𝐋𝐎𝐉𝐈𝐊𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀

𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐎𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐍𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐓𝐄𝐊𝐍𝐎𝐋𝐎𝐉𝐈𝐊𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 – 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐎𝐒𝐘, 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐘 𝐀𝐑𝐘 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐌𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀

Nanomboka ny 17 ka hatramin’ny 27 Febroary 2025 ny fampiofanana fototra momba ny solosaina sy ny fikojakojana ireo fitaovana teknolojika ho an’ireo tompon’andraikitra telo isaky ny kaominina : Maire, Trésorier Communal ary Agent de Développement Local ao amin’ny Faritra Anosy, Androy ary Atsimo Andrefana.
Miisa 705 mianadahy izy ireo no nahazo tombontsoa amin’ny alalan’ny tetikasa Mionjo izay iarahan’ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa (METFP) tanterahina, miaraka amin’ny Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny Tany (MDAT) ary ny Minisiteran’ny Atitany (MINTER).
Ny tanjona dia ny hanome traikefa sy hanamafy ny fahaiza-manaon’ireo tompon’andraikitra mba hanatsarana ny fampiasana ny teknolojia ho fanampiana ny fitantanana ifotony sy ny fampandrosoana ara-nomerika.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle