𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐃𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀̀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐀𝐎 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄

𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐃𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀̀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐀𝐎 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄

𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐃𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀̀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐀𝐎 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄

𝟐𝟏 𝐅𝐄𝐑𝐎𝐀𝐑𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟓 : 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐃𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀̀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐀𝐎 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄

Tontosa soa aman-tsara tao amin’ny Kianjan’ny Fahaleovantena ao Ihosy, Faritra Ihorombe, ny lanonana fametrahana samboady ho an’ireo Ben’ny Tanàna voafidy.
Ramatoa RASOLOARISOA Marie Marcelline, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, no nitarika izany, niaraka tamin’ireo solombavambahoaka sy loholona voafidy tao amin’ny faritanin’i Fianarantsoa.
Ity hetsika ity dia manamarika vanim-potoana vaovao amin’ny fitantanana ifotony, izay kendrena hanatsarana ny fari-piainan’ny mponina sy hanome lanja manokana ny fanofanana arak’asa, antoky ny fampandrosoana lovain-jafy.
“Tsy misy kaominina ho adino amin’ity fitondrana ity!” hoy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Noho izany, hanomboka eny ifotony ny fampandrosoana, manatanteraka ny vina “Madagasikara Tsy Maintsy Mandroso”.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle