𝐅𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄

𝐅𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄

𝐅𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄

𝟐𝟏 𝐅𝐄𝐁𝐑𝐎𝐀𝐑𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟓 : 𝐅𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐇𝐀𝐅𝐀 𝐈𝐇𝐎𝐑𝐎𝐌𝐁𝐄

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny Kianjan’ny Fahaleovantena Ihosy ny hetsika Fijery Hafa ho an’ny Faritra Ihorombe. Ramatoa RASOLOARISOA Marie Marcelline, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, no nitarika izany, nanazava fa tanjon’ny ministera ny mamantatra ireo fiofanana tena ilain’ny tanora mba hanampiana azy ireo hamorona asa sy hanitatra ny fahaiza-manaony.
Araka ny antontanisa, nahatratra 3 826 ny nisoratra anarana tamin’ity hetsika ity, porofo fa liana amin’ny fiofanana sy famoronana asa ny tanora. Ireto ny sehatra nahazoana fisoratana anarana betsaka :

  • Mécanicien auto 197
  • Coiffure 130
  • Informatique 375
  • Coupe et couture 495
  • Agriculture 286
  • Élevage 677
  • Fabrication charbon écologique 70
  • Développement personnel 75
  • Pâtisserie 583
  • Maçon 80
  • Fabrication savon et bougie 364
  • Ouvrage métallique 41
  • Ouvrage bois 70
  • Autres 383
    📌 Asa hafa – 380

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle