𝐅𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐚𝐬𝐨 𝐬𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 « 𝐏𝐥𝐚𝐧 𝐒𝐞𝐜𝐭𝐨𝐫𝐢𝐞𝐥 𝐝𝐞 𝐥’𝐄́𝐝𝐮𝐜𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 » (𝐏𝐒𝐄) 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐧𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐡𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐛𝐞𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚/𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚

Notanterahina tao amin’ny Asia and Africa Hotel Ivato, ny 19 desambra 2024 ary hitohy hatramin’ny 20 desambra 2024 ny fihaonamben’ireo minisitera telo tompon’andraikitra amin’ny fanabeazana/fampianarana eto Madagasikara, ary ireo mpisehatra rehetra amin’izany.
Tanjona ny hisian’ny fitantanana mangarahara sy mahomby amin’ny loharanon-karena atolotra ho an’ny sehatry ny fanabeazana/fampianarana, ny hanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministera telo tonta sy ireo mpiara-miombon’antoka, ary handraisana fanapahan-kevitra stratejika momba ny fampandrosoana ny drafitra vaovao.
Ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’Asa dia mitana anjara toerana lehibe amin’ny fanatanterahana ny «Plan Sectoriel de l’Education» (𝑃𝑆𝐸), ary mandray anjara mavitrika amin’ny fampandrosoana ny rafitra fanabeazana/fampianarana amin’ny fanatsarana ny kalitaony eto amin’ny firenena.
Tonga nanome voninahitra ny fihaonana Andriamatoa HARISOAMANARIVO Angelico Hennodius, Sekretera Jeneraly, solotenan-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’asa, Marie Marcelline Rasoloarisoa, ary ireo tompon’andraikitra samihafa ao amin’ny ministera.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle