𝗘𝗰𝗼𝗹𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗦𝗮𝘃𝗼𝗶𝗿-𝗳𝗮𝗶𝗿𝗲 : 𝗳𝗮𝗺𝗼𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮 𝗲𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮

𝗘𝗰𝗼𝗹𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗦𝗮𝘃𝗼𝗶𝗿-𝗳𝗮𝗶𝗿𝗲 : 𝗳𝗮𝗺𝗼𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮 𝗲𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮

𝗘𝗰𝗼𝗹𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗦𝗮𝘃𝗼𝗶𝗿-𝗳𝗮𝗶𝗿𝗲 : 𝗳𝗮𝗺𝗼𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮 𝗲𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮

Tanora miisa 143 avy ao amin’ny Ecole des Savoir-faire, niofana momba ny “crochet” sy “broderie smocks” no notolorana mari-piofanana ny 08 janoary 2025 tao amin’ny orinasa Axelle Anosy Avaratra.
Tonga nanome voninahitra ny lanonana Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline.
Ny Ecole des Savoir-faire dia nisokatra ny taona 2022 rehefa nahazo ny fankatoavana ara-panjakana. Namoaka ny andiany voalohany ny volana mey 2022, ary isan’ireo sekoly sangany sy manaraka ny kalitao iraisam-pirenena, raha ny sehatry ny “textile habillement et accessoires” no asian-teny.
Isan’ireo tanjona imasoan’ny sekoly ny fampiakarana ny fahaiza-manaon’ny mpiasa malagasy amin’ny alalan’ny fanomezana azy ireo fiofanana arak’asa. Tsara ny manamarika fa izy 143 mianadahy ireto dia voaray hiasa avy hatrany ao amin’ny Axelle.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle