𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗔𝗩𝗔

𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗔𝗩𝗔

𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗔𝗩𝗔

20 desambra 2024 : Mamarana ny fidinana ifotony tanterahan-dRamatoa Ministra #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline ao amin’ny Faritra SAVA ny fitsidihana ireo ivon-toeram-panofanana sy LTP mandrafitra ny DRETFP ao Sambava.
Natomboka tamin’ny LTP ny fitsidihana ary nitohy tamin’ny CFP sy ny CRFPPSH ao Soavinandriana Sambava. Nisy ihany koa ny dinidinika niarahana tamin’ireo mpiara-miasa sy mpandraharaha eo anivon’ny DRETFP.
Isan’ireo tanjona goavana imasoan’ny Ministera foibe, ny fampivoarana ny lafiny maha olona. Noho izany, ny ezaka rehetra dia mifototra amin’ny fanamafisana orina ny kalitaon’ny fampianarana sy fanofanana atolotra ny tanora malagasy.

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle