𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗢𝗩𝗔.

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗢𝗩𝗔.

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗢𝗩𝗔.

20 janoary 2025 : Tonga nitsidika sy niarahaba an-dRamatoa Ministra #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline ny Filohan’ny Fikambanan’ny Orinasa ao Vakinankaratra (FIOVA), notronin’ny Talem-paritry ny ETFP Vakinankaratra.
Manana ny anjara toerany amin’ny fanohanana ny tanora ao Vakinankaratra ny FIOVA ary isan’ireo tan-tsoroka ataony ny fanomezana fizaran’asa (stage) ho an’ireo tanora mivoaka amin’ny sehatry ny fampianarana teknika sy ireo any amin’ny ambaratonga ambony.
Tombony lehibe ho an’ireo tanora ny fiaraha-miasa eo amin’ny FIOVA sy ny rantsa-mangaikan’ny METFP, mba ho olom-banona voaofana sy ampy traikefa no miditra eo amin’ny tsenan’ny asa.

#Olo_mahay_raha_tsy_very_mandeha
Dretfp Vakinankaratra

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle