𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗟𝗘 𝗝𝗘𝗡𝗘𝗥𝗔𝗟𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗟𝗔𝗦

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗟𝗘 𝗝𝗘𝗡𝗘𝗥𝗔𝗟𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗟𝗔𝗦

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗟𝗘 𝗝𝗘𝗡𝗘𝗥𝗔𝗟𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗟𝗔𝗦

Ho fampiharana ny didim-panjakana mikasika ny fiofanana mifandimby na “Décret sur l’alternance” dia tonga nihaona tamin-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, RASOLOARISOA Marie Marcelline ny Tale Jeneralin’ny Colas, Andriamatoa Richard FERRAZI, ny talata faha 12 novambra 2024. Hisy araka izany fifanaraham-piaraha-miasa ho atao eo amin’ny roa tonta mba hahafahan’ireo tanora eo amin’ny sehatry ny fampianarana teknika manatanteraka ny fiofanana mifandimby (alternance) ary manaraka ny fenitra. Matihanina ary manana ny maha izy azy ny orinasa Colas ka manan-danja izao fihaonana tamin-dRamatoa Minisitra izao.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle