𝗙𝗜𝗝𝗘𝗥𝗬 𝗛𝗔𝗙𝗔 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗔𝗩𝗔

𝗙𝗜𝗝𝗘𝗥𝗬 𝗛𝗔𝗙𝗔 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗔𝗩𝗔

𝗙𝗜𝗝𝗘𝗥𝗬 𝗛𝗔𝗙𝗔 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗔𝗩𝗔

Ny Faritra SAVA no namaranana ny hetsika #FIJERY_HAFA ho amin’ity taona ity. Mahatratra hatrany amin’ny 6 255 ireo tanora tonga nisoratra anarana ho amin’ny fampiofanana maimaimpoana.
Tonga nanokatra ny hetsika tao amin’ny Jardin de la Région SAVA Sambava Centre, ny alakamisy faha 19 desambra 2024, Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline notronin’ny manam-pahefana tao Sambava.
Tanjon’ny Ministera ny mamantatra ny filàn’ireo tanora eo amin’ny fampiofanana tiany harahana mba hanampiana azy ireo hamorona asa avy hatrany sy hanitatra ny fahaiza-manaony
Liana ary tena mangetaheta fiofanana ny tanora ao Sambava raha ny antontanisa no jerena :
🎯 Ouvrage Métallique : 123
🎯 Ouvrage bois: 107
🎯 Informatique : 943
🎯 Coupe et couture : 831
🎯 Cuisine et Pâtisserie : 1 208
🎯 BTP: 219
🎯 Mécanique auto : 431
🎯 Électrotechnique : 210
🎯 Comptabilité : 787
🎯 Agriculture : 314
🎯 Élevage (poulet): 618
🎯 Autres : 464

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle