𝗙𝗜𝗧𝗦𝗜𝗗𝗜𝗛𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗗𝗘𝗟𝗘𝗚𝗔𝗦𝗜𝗢𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗛𝗖𝗗𝗗𝗘𝗗.
24 janoary 2025: Nitsidika ara-pombam-panajana an-dRamatoa Ministra #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline, ny delegasiona notarihan’ny Filohan’ny Filan-kevitra Ambony ho an’ny Fiarovana ny Demokrasia sy ny Fanjakana tan-dalàna na ny Haut Conseil pour la Défense de la Démocratie et l’Etat de Droit (HCDDED).
Mifototra amin’ny fampahafantarana ny rafitra #HCDDED ny fihaonana androany, fa indrindra ny fanamafisana ny fifandraisana eo amin’ny sehatra miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana. Hisy araka izany ny dinika natao ny fiaraha-miasa eo amin’ny #METFP sy ny HCDDED.
𝗩𝗜𝗦𝗜𝗧𝗘 𝗗𝗘 𝗖𝗢𝗨𝗥𝗧𝗢𝗜𝗦𝗜𝗘 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗗𝗘𝗟𝗘𝗚𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗗𝗨 𝗛𝗖𝗗𝗗𝗘𝗗.
24 janvier 2025 : En vue d’instaurer une collaboration fructueuse avec le Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, la délégation du Haut Conseil pour la Défense de la Démocratie et de l’Etat de Droit, conduite par son Président a effectué une visite de courtoisie auprès de la Ministre #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline.
Cette visite implique la présentation du HCDDED, notamment ses interactions avec les entités publiques et privées.
HCDDED






