Ny Faritra DIANA indray no misitraka ny hetsika #FIJERY_HAFA, ny 17 desambra 2024 tao amin’ny Kianja mitafo SOAFENO Antsiranana.
Nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy Ramatoa Ministra #RASOLOARISOA_Marie_Marcelline, notronin’ireo manam-pahefana sy olo-manan-kaja ao an-toerana.
Sampam-panofanana maro no nahafahan’ireo tanora lahy sy vavy miisa 6839 nisoratra anarana :
📌 ART DE LA TABLE : 152
📌 HEBERGEMENT : 141
📌 OUVRAGES BOIS : 82
📌 OUVRAGES MÉTALLIQUES : 206
📌 METAUX EN FEUILLES : 103
📌 FABRICATION MECANIQUE : 166
📌 MAITENANCE AUTOMOBILE : 414
📌 ELECTRICITE DU BATIMENT : 305
📌 ELECTRONIQUE : 178
📌 FROID (MAINTENANCE FRIGORIFIQUE) : 186
📌 BTP (Maçonnerie) : 188
📌 COMPTABILITE SIMPLIFIE : 272
📌 AGENT COMMERCIAL : 170
📌 CUISINE : 706
📌 PÂTISSERIE : 416
📌 COUPE – COUTURE : 441
📌 AGRO-ALIMENTAIRE : 208
📌 INFORMATIQUE : 770
📌 COIFFURE : 593
📌 MANDARIN : 338
📌 PHOTOVOLTAÏQUE : 151
📌 CULTURE ENTREPRENEURIALE : 200
📌 AUTRES : 453
Ny FIJERY HAFA dia natao hanomezana lanja ny fahaiza-manaon’ny tsirairay ary hampivoatra izany ho fanoitra hamoronana asa mahavelona.