Tonga nihaona tamin-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Marie Marcelline Rasoloarisoa , ny tompon’andraikitra ambony avy ao amin’ny AFG Bank.
Ny fihaonana dia nahafahana nametraka ireo vina sy sehatra azon’ny roa tonta hiasana.
Hisy araka izany, ny dinik’asa hiarahan’ny Ministera sy ny AFG Bank, hahafahana manamafy ny fiaraha-miasa.