Fitsidihana ny orinasa “Paul Boyé” niarahana tamin-dRamatoa Minisitra, ireo mampiofana sy mpiofana.
Hanampy ny mpianatra mialohan’ny hidirana amin’ny tsenan’ny asa ny fijerena ifotony ny zava-misy eny anivon’ny orinasa. Ho fampiharana izany, nitsidika ny « Paul Boyé Technologies