Fankalazana ny 08 Martsa tao amin’ny ivon-toeram-panarenana ireo zaza
➡️Fanofanana hay nahandro, crêpe sy mofo baolina, ireo no nanokafan’ny Fitaliavam-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Analamanga ny fankalazana ny andro iraisam-pirenana ho