Concours National World Skills , Olympiade des métiers THA
⭐Izy sivy mianadahy no hifanintsana ka hisolo-tena an’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny famoronana, ny fanjaraina sy ny haitao.📌Etsy amin’ny CFP Ambohidratrimo no hanaovan’izy ireo

FIFANINTSANANANA IRAISAM-PIRENENA: ho an’ny sehatr’asa momba ny lamba, fitafiana ary haingo, ny Asabotsy 19 martsa 2022 ao amin’ny Carlton Anosy. Arahinao mivantana ao amin’ny pejy