METFP-PNUD : fiaraha-miasa matotra ho an’ny fampiofanana sy fampananan’asa ny tanora
➡️Tsy mijanona fotsiny amin’ny fampiofanana ireo tanora amin’ny fanaovana tao-trano ny sampan-draharaha ny Firenena Mikambana misahana ny Fampandrosoana na ny PNUD. Mamatsy milina ireo toeram-panodinana