Tso-drano ho an’ireo hiatrika ny fanadinana “Baccalauréat”
Ry Tanora , zandry , zanaka, Mahatsiaro anareo manokana ny tenako amin’izao ankatoky ny fanadinana Baccalauréat izao. Nianatra sy nilofo mafy Ianareo nandritra ny taom-pianarana.
Ry Tanora , zandry , zanaka, Mahatsiaro anareo manokana ny tenako amin’izao ankatoky ny fanadinana Baccalauréat izao. Nianatra sy nilofo mafy Ianareo nandritra ny taom-pianarana.
👉Tonga nitsidika ny Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, tao amin’ny toeram-piasany, Ampefiloha, ny 15 jolay 2022 ireo komity mpikarakara ny fifaninanana « worldSkills » eto Madagasikara.