Faritra Alaotra Mangoro : Fitsidihana ny LTP Moramanga
Ho fanatsarana hatrany ny kalitaon’ny fampianarana ary indrindra ho fijerena akaiky ireo filan’ny toeram-piofanana, dia manohy ny fitsidihana sy fidinana ifotony Ramatoa Minisitry ny Fampianarana