Faritra Analanjirofo : Fitsidihana sy fanolorana mari-pahaizana
Tanora miisa 412 no notoloran-dRamatoa RAHANTANIRINA Vavitsara Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, mari-pahaizana teto Fenoarivo Atsinanana. Nisitraka fiofanana momba ny informatika,