Fisaorana avy amin-dRamatoa Minisitra tamin’ny fahatontosan’ny “Fikaonandoham-pirenena ho an’ny fanabeazana”
Tontosa soa aman-tsara ny « Fikaonandoham-pirenena ho an’ny fanabeazana », ho fanovana lalina ny Fanabeazana. Tsy tanteraka izany raha tsy teo ny firaisankinantsika rehetra sy ny Minisitera