Valim-panadinana Baccalauréat de l’Enseignement Technique
⬆️⬆️Ny fampianarana tekinika sy ny fanofanana arak’asa no nahazo salan’isa tsara indrindra ny amin’ny voka-panadinana bakalorea amin’ny akapobeny. Mihoatra ny 60% avokoa ny vokatra azo
⬆️⬆️Ny fampianarana tekinika sy ny fanofanana arak’asa no nahazo salan’isa tsara indrindra ny amin’ny voka-panadinana bakalorea amin’ny akapobeny. Mihoatra ny 60% avokoa ny vokatra azo
➡️Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 20 Aogositra 2022 tao Toliara, ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana (ASIEF). Anisany nandray anjara mavitrika tamin’izany ireo solotenan’ny METFP