CFP Ambohidratrimo : fitaratra eo anivon’ny ivotoeram_panofanana misahana ny Textile-Habillement-Accessoires na ny THA
➡️➡️Tonga nitsidika ny CFP Ambohidratrimo Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, notronin’ireo mpiara-miasa aminy ny zoma 30 septambra 2022.