Atrikasa ho famaritana ny rafitra fiaraha-miasa eo amin’ny METFP sy ny Humanité Inclusion (HI)
✅Tontosoina eto anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa ny 17 sy 18 novambra 2022 ny atrikasa ho famaritana ny rafi-piaraha-miasa ahafahan’ny HI miditra