Fanambaram-pananana nataon’ireo tale eo anivon’ny METFP
Notanterahina ny Alarobia 01 febroary 2023 tao amin’ny Bianco Ambohibao ny fanaterana ny fanambaram-pananan’ireo tale ao amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa. Nisolo