Fitsidihana nataon-dRamatoa Mialy RAJOELINA an’ireo mpiofana 460 mirahavavy
🙏🙏”Misaotra sy mankatelina”, izay no ambetintenin’ireo vehivavy miisa 460 avy any aminy faritra 23 izay manaraka fiofanana fohy ezaka ao Iavoloha raha nitsidika sy nifampizara