Mananjary, Talata 12 jolay 2023
Vao tonga teto amin’ny Faritra VATOVAVY, Ramatoa VAVITSARA RAHANTANIRINA Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’asa, niaraka tamin’Andriamatoa Coffi Dominique Agossou, Talen’ny Fikambanana

Ny Sabotsy 08 jolay 2023 no nanatanterahana ny sorona masina famaranana ny taom-pianarana 2022-2023 sy nentina nitsofana rano ireo andiany Ezaka sy Risimpo no Apingam-pivoarana
Misongadina amin’ny fahaiza-manao ananany amin’ny fampiofanana momba ny fikojakojana fiarakodia ny Institut National de Promotion Formation (INPF) Ivato. Resy lahatra ny amin’izay indrindra ny tompon’andraikitra
En vue du lancement officiel du programme Seeds for the future le 17 juillet prochain, la Directrice de la Communication et des Relations Publiques de