Fanofanana faobe ao Toamasina : nomena vahana manokana ireo vehivavy marefo sy mamelon-tena irery
🔴 Nomena vahana manokana ny vehivavy marefo (femmes vulnérables) sy mamelon-tena irery ao Toamasina. Natomboka androany alatsinainy 26 febroary 2024 tany an-toerana ny fanofanana faobe