Tagnamaro Dretfp Bongolava
Fanamboarana sy fandokoana ireo efitrano fianarana, narahina fanadiovana faobe no nanamarihana ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena notanterahina tamin’ity androany ity tany Ankadinondry Sakay.Nidina tany an-toerana