𝗪𝗢𝗥𝗟𝗗 𝗛𝗜𝗡𝗗𝗜 𝗗𝗔𝗬
Toy ny fanao isan-taona dia tanterahina ny 10 janoary ny fanakalazana ny andro maneran-tany ho an’ny teny Hindi.Notontosaina tao amin’ny Masoivohon’i Inde tao Tsaralalana izany