« Viavy miavotse, miatrika sy mifanampy, taratry ny fitovian-jo sy antoky ny fandrosoana lovain-jafy. »
🚺 Natomboka androany 07 martsa ireo hetsika fanomanana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenana ho an’ny vehivavy, teto Antsirabe.
🤝 Nandray anjara ary tonga nanotrona an-dRamatoa Mialy Rajoelina vadin’ny Filoham-pirenena tamin’izany fankalazana ny andron’ny vehivavy izany ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy Fampiofanana araka Asa – Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella.
Nisy noho izany ireo hetsika maro samihafa, anisan’izany ny fambolen-kazo tao Andraikiba Antsirabe.
©️ DRETFP Vakinankaratra /Martsa 2022




















