CFP AMPANEFENA : Fampitaovana sy fanajariana ny fotodrafitrasa

« Ivon-toeram-panofanana manaraka ny fenitra no sahaza ho an’ireo zanantsika misitraka fiofanana », io no nambaran’ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa – VAVITSARA Rahantanirina Gabriella nandritry ny fitsidihana sy lanonana fanolorana fitaovam-panofanana ny CFP Ampanefena ny Alarobia 27 oktobra 2021.

Amin’ity ampahany voalohany ity dia ny seha-piofanana tao-trano sy asa vaventy no nahazo fampitaovana, ka anisan’izany ny :

  • brouettes cargo,
  • coupes carreau,
  • scie à main,
  • niveau 100 cm,
  • auge maçon plastique,
  • serre à joint de maçon,
  • serre à joint manuel,
  • chaussure de sécurité.

Manoloana ny fahanteran’ny fotodrafitrasa dia nampanantena Ramatoa Minisitra fa handray an-tanana ny fanavaozana ity ivon-toeram-panofanana ity, izay efa 25 taona izao no niorenany.

« Olo-mahay raha, tsy very mendeha »
©️SCOM METFP/ Octobre 2021

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle