Fivoriam-be ara-potoan’ireo Antenimiera

Ny talata 03 Mey 2022 no nisokatra ara-pomba ofisialy ny fivoriambe ara-potoanan’ny Antenimieram-pirenena tetsy Tsimbazaza sy ny Antenimieran-doholona tetsy Anosy.
Nanatrika izany ny Praiministra lehiben’ny governemanta NTSAY Christian, izay notronon’ireo mambra ny governemanta sasany, isany izany ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella.

« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »

©️ SCOMMETFP/Mai 2022
Antenimierampirenena
Antenimieran-doholona
Primature

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle