Liana amin’ny fampivoarana ny vahokan’Androna (Mandritsara)

Isaorana Ilay Avo indrindra fa liana amin’ny fampivoarana ny vahokan’Androna, samy manao izay ho afany ireo mpampiofana 3 mirahalahy amin’ny fampiofanana Informatique FPQ. Efa mananika ny 100 ny isan’izay nisoratra anarana miandry ny 2ème vague. Mankasitraka ny mpampiofana fa adidy tsy an’olon-dratsy.

LTP Mandritsara

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle