METFP miady amin’ny Covid-19

Ho fiarovana sy fitsinjovana ny mpiasa eto amin’ny ministera sy ireo fianakaviany, dia notanterahina ny alatsinainy 06 desambra 2021 ny fanaovam-bakisiny teto amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa.

Nanomana vakisiny 200 fatra ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, ary hita ny fahavitrihan’ireo mpisitraka vaksiny.

Ampahatsiahivina hatrany ny rehetra fa mbola misy ka mamono ny Covid-19, koa ilaina fitandremana.

« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP / Desambra 2021

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle