Fiaraha miasa METFP – OIF : Ho fanavaozana ny rafi-pampianarana
🔴 Ao anatin’ny fandinihana ny fanavaozana ny rafi-pampianarana teknika (réforme curriculaire) mihitsy ny minisitera ankehitriny, ka ampifanarahana izany amin’ny vanim-potoana ankehitriny sy ny fivoaran’ny teknolojia.