
METFP – DRETFP ATSINANANA : Fanolorana mari-panofanana
⭐Tanora 2414, ka manana fahasembanana ny 17 amin’izy ireo, no notolorana mari-panofanana ny 26 martsa 2022, taorian’ny fiofanana « Apprentissage aux métiers de Base » (AMB) izay
⭐Tanora 2414, ka manana fahasembanana ny 17 amin’izy ireo, no notolorana mari-panofanana ny 26 martsa 2022, taorian’ny fiofanana « Apprentissage aux métiers de Base » (AMB) izay
➡️ Ny sabotsy 26 martsa 2022 dia nanatanteraka fitsidihana ny LTP sy ny CFP teto Toamasina Ramatoa Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, notronin’ireo delegasiona niaraka taminy.
➡️Tonga teto Toamasina, renivohitry ny faritra Atsinanana, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, ny zoma 25 martsa 2022. ✅Nifampidinika sy
⭐Centre National de Formation Professionnelle des Personnes en Situation de Handicap (CNFPPSH) ➡️Ny taona 2021 no nanombohana ny tetikasa izay niarahan’ny fanjakana Malagasy, Japoney sy
Madame Valérie Alexis, Directrice Adjointe de l’Agence Française de Développement (AFD) a effectué une visite de courtoisie à Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement
Dans l’après-midi du 21 mars 2022, La Ministre de l’ETFP a reçu en visite de courtoisie Son Excellence Monsieur HIGUCHI Yoshihiro, Ambassadeur du Japon à
Ny faritry Vakinankaratra, izay nosoloin-dRamatoakely SOLOHARINIANA Larissa tena, avy ao amin’ny CFP Atsirabe no nisalotra ny laharana voalohany tamin’ny « olympiade des métiers ». Izy
⭐Izy sivy mianadahy no hifanintsana ka hisolo-tena an’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny famoronana, ny fanjaraina sy ny haitao.📌Etsy amin’ny CFP Ambohidratrimo no hanaovan’izy ireo
FIFANINTSANANANA IRAISAM-PIRENENA: ho an’ny sehatr’asa momba ny lamba, fitafiana ary haingo, ny Asabotsy 19 martsa 2022 ao amin’ny Carlton Anosy. Arahinao mivantana ao amin’ny pejy
📌Pour une jeunesse malagasy compétente et épanouie au travail. ✅42 jeunes ont reçu un Certificat d’Aptitude Professionnelle Spécialisée (CAPS) lors d’une sortie de la deuxième