Fanofanana arak’asa, fahaiza-manao sy fampananan’asa

Fanofanana arak’asa, fahaiza-manao sy fampananan’asa

Fanofanana arak’asa, fahaiza-manao sy fampananan’asa

« Fanofanana arak’asa, fahaiza-manao sy fampananan’asa » no tondrozotra napetraky ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella.

Miampy 500 indray ireo tanora nisitraka fanofanana teto amin’ny faritra Diana, ka ny talata 14 septambra 2021 no notolorana mari-panofanana teto amin’ny Tranoben’ny Kolontsaina Antsiranana. Sehatra samihafa no niofanana ka isan’izany ny tao-zaitra, hay nahandro sy fanaovana mofomamy, kajy mirindra, fiompiana sy fambolena ; izay naharitra iray hatramin’ny telo volana.
Tanjona ny hampivoarana ny asa fivelomana sy firosoana amin’ny sehatry ny asa. كيف يلعب البوكر « Fampiofanana ny tanora mba hahafahan’izy ireo misitraka asa mahavelona sy mamaly ny filan’ny faritra, ny orinasa sy ny Firenena ; ireo no adidy apetraka amiko » , hoy ny Minisitra raha nandray ny fitenenana.
Namporisika ireo mpampiofana sy ny tanora ary ny ray aman-dreny ny tenany, ary nanome toky hitondra ny anjara birikiny amin’ny fanantsarana ny kalitaon’ny fanofanana ; fa indrindra koa ny fampiakarana ny lentan’ireo ivon-toeram-panofanana. لعبة الخيل عبر الانترنت Ankilany nanamafy ny fangatahany fiaraha-miasa amin’ny tompon’andraikitra eny anivon’ny faritra izy ho fanohanana ny Ministera, amin’ny fanatanterahana ny Velirano 4 sy 6 izay napetraky ny Filoham-pirenena. العب واربح المال الحقيقي

Tonga nanome voninahitra izao lanonana izao ny Filoha lefitry ny Antienimieram-pirenena, ny Governoran’ny faritry Diana, ny Prefet.

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP/ Septembre 2021

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle