Fanolorana fitaovam-pianarana ho an’ny CFP Ejeda

Fanolorana fitaovam-pianarana ho an’ny CFP Ejeda

Fanolorana fitaovam-pianarana ho an’ny CFP Ejeda

An’isan’ireo ivon-toeram-panofanana nisitraka fitaovam-pianarana ny CFP Ejeda ka natolotry ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, tamin’ny alalan’ny Solombavambahoaka voafidy tao Ampanihy Andrefana, Andriamatoa TSARADIA Marco izany ny 05 jona 2023.

Ireo fitaovana dia natokana ho an’ireo mpiofana miisa 67 ka ahitana ny kitapo, ny kahie, penina 4 loko, gaoma, pensilihazo, ary fitsipika. Ny fitaovana teknika kosa dia ahitana ny “Niveau” miisa 8, “scie circulaire” miisa 1 ary “tarage injecteur” miisa 2. Hinoana sy hantenaina fa hanatsara ny kalitaon’ny fiofanana izao fampitaovana izao ary koa misy ahafahan’ny mpiofana manao fampiharana.

Ny 11 jona 2023 no nanatanteraka ny lanonam-panolorana amin’ny fomba ofisialy ireo fampitaovana sy fitaovam-pianarana ny Solombavambahoaka voafidy tao Ampanihy Andrefana.

Ny CFP Ejeda moa dia ahitana ny sampam-panofanana:

  • “Maçon”
  • “Forgeron”
  • “Tolier”
  • “Menuisier Atelier et Pose”
  • “Menuiserie Bois”
  • “Commis Mètreur”

Raha tsiahivina dia ny taona 1952 no niforona ny ivon-toeram-panofanana ary nitondra ny anarana Atelier Scolaire. Taty aoriana moa dia niova ho Teknika Fiofanana Sosialista (TEFISO) indray izany hoe ny taona 1978 hatramin’ny 2000. Ny taona 2000 ka mandraka ankehitriny no lasa Centre de Formation Professionnelle (CFP) Ejeda.

Ny eto anivon’ny Ministera foibe dia mbola miroso hatrany amin’ny fampitaovana sy fizarana fitaovam-pianarana toy izao ho fampandrosoana ny tontolon’ny fanofanana izay antoky iray hahafahana miditra eo amin’ny sehatry ny asa.

Araka ny resaka nifanaovana tamin’ny tompon’andraikitry ny CFP moa dia maniry ny hisitraka “atelier” izy ireo hahafahan’ny mpiofana manao fampiharana araka ny tokony ho izy.

” Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ jona 2023


Remise des kits scolaires pour le CFP Ejeda

Le lundi 05 juin 2023, Madame le Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella a procédé à la remise des kits scolaires destiné au CFP Ejeda par le biais de Monsieur TSARADIA Marco, Député de Madagascar élu à Ampanihy Ouest.

Les kits scolaires (cartable, cahier, stylos 4 couleurs, crayon, gomme, règle) seront distribués aux 67 apprenants du CFP. Madame le Ministre a également remis les matériels techniques tels que 08 niveaux, 1 scie circulaire et 2 tarages injecteur. Espérons que ces équipements contribueront au bon fonctionnement du centre et que les apprenants puissent les utiliser dans les travaux pratiques.

Le 11 juin 2023, Monsieur le Député élu à Ampanihy Ouest a procédé à une cérémonie de remise de ces matériels et kits scolaires au CFP Ejeda.

Il est à noter que le CFP Ejeda dispose des filières suivantes :

  • Maçon
  • Forgeron
  • Tolier
  • Menuisier Atelier et Pose
  • Menuiserie Bois
  • Commis Mètreur

Historiquement, le centre de formation a été créé en 1952 et s’appelait Atelier Scolaire. Plus tard, de 1978 à 2000, il a porté le nom de Teknika Fiofanana Sosialista (TEFISO). De 2000 à ce jour, il est devenu Centre de Formation Professionnelle (CFP) Ejeda.

Le METFP continue d’équiper et de distribuer les matériels d’apprentissage comme celui-ci afin de rehausser la qualité de la formation et en vue de préparer les apprenants au marché du travail.

Suite aux échanges avec le Directeur du CFP Ejeda, il souhaite disposer d’un atelier afin que les apprenants puissent s’exercer correctement.

“Olo mahay, raha tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ juin 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle