Fanombohana ny taom-pianarana sy fanofanana 2022-2023 tetsy amin’ny LTP Ampasampito

Fanombohana ny taom-pianarana sy fanofanana 2022-2023 tetsy amin’ny LTP Ampasampito

Fanombohana ny taom-pianarana sy fanofanana 2022-2023 tetsy amin’ny LTP Ampasampito

➡️➡️Tetsy amin’ny LTP Ampasampito no nanombohan-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, amin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana sy ny fanofanana 2022-2023, ny Alatsinainy 03 oktobra 2022.

🙏🙏Adidy masina ny fampianarana araka ny nambarany ary nanentana ireo tompon’andraikitra manerana ny nosy izy amin’ireto teboka vitsivitsy ireto:
🎯Fitantanana madio sy mangarahara ary lavitry ny kolikokoly, ka mifanaraka amin’ny lalan-tsaina mifanaraka amin’ny lalàna velona sy manan-kery.
🎯Ady iombonana amin’ny « corruption sexuelle »
🎯Sekoly madio sy toeram-piasana maha te honina
🎯Fampiharana ny teknolojia sy ny nomerika, ny fikajiana ny tontolo iainana ary ny fampandrosoana lovain-jafy
🎯Fanamafisana ny fahaiza-miaina sy ny fahaiza-manao manaraka ny fenitra sy ny kalitao
🎯Fanofanana tsy misy fanilihana fa mamaly ny filan’ny tsirairay (formation inclusive)
🎯Fampiroboroboana ny fiaraha-miasa amin’ny seha-pihariana sy seha-pamokarana rehetra
🎯Fiaraha-miasa amin’ireo olom-boafidy sy olom-boatendry ara-panjakana.

✅✅Nandritra io fotoana io dia nisy ny fanolorana « kits scolaires » izay ahitana kitapo, kahie, penina 4 loko, pensilihazo, gaoma ary fitsipika ho an’ireo kilasy mendrika indrindra tamin’ny taona lasa teo. موقع مراهنات رياضية Ny kilasy taona faharoa ao amin’ny LTP Ampasampito lalam-piofanana FTG ahitana mpiofana 28 ary ny kilasy taona faharoa ao amin’ny CFP Ampasampito, lalam-piofanana Imprimerie ahitana mpiofana 36 no nisitraka ireo fitaovana avy amin-dRamatoa Ministra ireo.

⬆️⬆️Mampirisika ireo Ray aman_drenin’ny mpianatra, fa indrindra ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola Ramatoa Ministra mba hifanome tanana amin’ny Ministera.
Tao aorian’ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana dia nitsidika ny LTP sy CFP Ampasampito Ramatoa Ministra. العاب تربح فلوس حقيقية

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ CELCOM METFP/ Octobre 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle