➡️➡️Nandritry ny fidinana ifotony nataon-dRamatoa Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa tao amin’ny LTP Ambato Boeny ny Sabotsy 08 oktobra 2022 dia hita soritra ny fiaraha-miasa matotra eo amin’ny lisea teknika sy ireo olom-boafidy ao an-toerana.
🎯🎯Isan’ny tanjona ilofosan’ny fitondram-panjakana ny fampiharana ireo Velirano faha 4 sy faha 6 ka nisy ny fanolorana fitaovana toy ny tables banc, Armoires, chaises, vovo, ordinateurs, imprimante, moto cross, machine à bois, Degauchissement raboteuse double lame, scie à ruban, tour, boîte à outil, scie main, scie métaux,poste soudure, tronçonneuse, perceuse ary presse brique. Ireo rehetra ireo dia vokatry ny fiaraha miasa amin’ny Solombavambahoaka voafidy tao an-toerana, Dr Fernand Jeannot, amin’ny alalan’ny comité CIAD. Ankoatra ireo fitaovana ireo, dia nanolotra efitrano fiofanana ny Lehiben’ny Distrika, ahafahan’ireo tanora miofana. جدول سباق الخيل
⬆️⬆️Ny taona 2019 no niorenan’ny LTP Ambato Boeny, miisa 140 ny mpianatra ankehitriny, « Genie civile, ny fambolena sy fiompiana sy ny lafiny fitantanana no sampam-piofanana arahina ao amin’ny LTP. العاب بوكر للكبار
Ny fitsidihana toy izao dia ahafahan’ireo tompon’andraikitra sy manam-pahefana mijery ny filàn’ny distrika ary mampiroborobo azy. العاب مقابل المال
« Olo mahay raha tsy very mandeha »
@CELCOM METFP/ Octobre 2022