Faritra SAVA : Fitokanana ireo fotodrafitrasa tao Sambava

Faritra SAVA : Fitokanana ireo fotodrafitrasa tao Sambava

Faritra SAVA : Fitokanana ireo fotodrafitrasa tao Sambava

Anisan’ireo mpikambana ao amin’ny governemanta tonga nanotrona ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA sy ny Praiminisitra NTSAY Christian, ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa sady Ministra coach ny faritra SAVA – Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella. العاب ربح

Maro ny zava-bita izay nanova endrika tanteraka an’i Sambava, notokanana ny zoma 29 oktobra 2021, toy ny:

  • ny Boulevard de l’Émergence mampifandray ny tanana sy moron-dranomasina,
  • ny lalana eo Antaimby izay natao « béton armé »,
  • ny lalana mitohy makany Analamandrofo, mirefy 1km500, izay natao rarivato,
  • ny Bureau du Cadastre Minier de Madagascar (BCMM)

Ankoatr’izay dia noresahin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, nandritra izao fidinana ifotony teto Sambava izao ny resaka lavanila. Hisy ireo fepetra apetraky ny fanjakana, toy ny agrément, ny fanoratana ny lanjan’ny lavalina ao anatin’ny cahier de charge. موقع المراهنات على المباريات Fehiny, tokony tsy ho latsakin’ny 75 000 Ar ny vidin’ny lavanila manta. العاب ماكينات العاب قمار مجانا

Hafaliana sy haravoana no hita soritra tamin’ny mponin’i Sambava, satria dia anisany tanana tsy ho adino intsony raha i Sambava, hoy ny nambaran’ny Filoham-pirenena. bwin شركة العاب كسب المال

 » Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
©️SCOM-METFP/Octobre 2021

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle