Nandray ireo delegasiona avy amin’ny FID i Atoa TSIKEL’IANKINA Ernest, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, ny Talen’ny Kabinetra, ny Tale jeneraly misahana ny fampiofanana arak’asa ary ireo Tale vitsivitsy ny 4 febroary 2021. Niompana tamin’ny fifampidinihana ireo tetik’asa ahafahan’ny roa tonta miara-miasa ny fihaonana. كازينو الكويت Nambaran’Atoa Ministra fa anisan’ny laharam-pahamehana ny fampiharana ny veliranon’ny Filoham-pirenena mahakasika ny Fampianarana Teknika. Eo ihany koa ny fanomezana asa ho an’ny olona, ny fiofanana sy fahaiza-manao mifanaraka amin’izay takin’ny tsenan’ny asa. الرهانات Hisy manaraka izao fihaonana voalohany izao ny famolavolana « convention de partenariat » eo amin’ny FID sy ny METFP.
« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »
© SCOM METFP