✅Nihaona tamin’ny Ramatoa Ministra VAVITSARA Gabriella, anio 01 Martsa 2022, ny solotena avy ao amin’ny France Éducation internationale avy atsy La Réunion sy ny Talen’ny CNEF BTP.
Ny antony fihaonana dia ny hametrahana ny “Assistance technique” ho an’ny projet phase 2 ny FORMAPRO BTP. العاب للايفون
📌Marihina fa haharitra dimy taona ity tetikasa ary vinaina hiatomboka amin’ity taona ity ihany. كازينو في السعودية
« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP/Mars 2022