Tonga nitsidika ara-pomba fanajana an-dRamatoa RAZANAMAHASOA Christine, Filohan’ny Antenimieram-pirenena ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, ny alatsinainy 28 febroary 2022.
Nirary soa azy amin’izao taona vaovao izao Ramatoa Minisitra nandritra io fihaonana io. تنزيل العاب اون لاين