Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny UNESCO

Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny UNESCO

Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny UNESCO

➡️Nitsidika ara_pomba fanajana ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, tao amin’ny birao fiasany Ampefiloha, ny 30 aogositra 2022 ny avy amin’ny UNESCO.

⬆️Votoatin’ny fihaonana ny momban’ny fitohizan’ny fiaraha-miasa eo amin’ny METFP sy ny UNESCO. بوكر اون لاين Voaresaka manokana tamin’izany:
✅ ny momban’ny « Cadre National Malagasy de Certification » (CNMC) izay fitaovana fanasokajiana ireo diplaoma araky ny ambaratonga misy azy avy. Izy io ihany koa dia manamora ny fivezivezen’ny diplaoma na eto an-toerana na any ivelany. موقع قمار
✅ ny tetikasa hiarahan’ny UNESCO sy ny Fitaleavana misahana ny lasi-panofanana sy ny antoka ara_kalitao (Direction des Curricula et de l’Asssurance Qualité)

🎯Tanjona ny hanatsarana hatrany ny kalitaon’ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa.

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ CELCOM METFP/ août 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle