Fitsidihana ny LTP sy CFPF tao Manakara taorian’ny fandalovan’ny rivodoza BATSIRAY

Fitsidihana ny LTP sy CFPF tao Manakara taorian’ny fandalovan’ny rivodoza BATSIRAY

➡️Rehefa avy any Mananjary, dia nitodi-doha nihazo any Manakara indray ny delegasiona notarihin’ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fampiofanana araka Asa VAVITSARA Gabriella.

👉Nihaona tamin’ireo mpampiofana sy mpandraharaha eo anivon’ny fitaleava-paritra ny tenany, hamantarana ireo olana misy ary hitadiavana vahaolana haingana. رهانات المباريات

👉 Raha ny fitarainana voaray eto anivon’ny Ministera, dia sahirana ara-pitaovana ny sampam-piofanana « BTP » ao amin’ny LTP, sy ny « Pâtisserie et Cuisine » ao amin’ny CFPF. سباق حصان Notolorana fampitaovana hanatsarana ny fiofanana izy ireo araka izany. Ankoatra izay dia nozaraina vatsy ihany koa ireo mpandraharaha sy mpampiofana miisa 70.

« Olo-mahay raha , tsy very mandeha »
©️Cabinet METFP
Photos: Scom METFP

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle