🎯Tsy diso anjara fa anisan’ireo nisitraka fitaovam-pianarana avy amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa ihany koa ny LTP Akazoabo, ny talata 13 desambra 2022. Ny solombavambahoaka voafidy tao amin’ny distrika Ankazoabo no nandray izany tamin’ny Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella teny amin’ny birao fiasany Ampefiloha.
✅kitapo, kahie, penina 4 loko, pensilihazo, gaoma ary fitsipika no mandrafitra ireo fitaovana nozaraina ireo, ho an’ny mpianatra miisa 29.
Izany ezaka izany dia ao anatin’ny fanatanterahana hatrany ny velirano faha efatra ny Filoha Andry RAJOELINA.
➡Mizara roa (2) ny sampam_pianarana ao amin’ny LTP Ankazoabo: ny fitantanana, ny taojavam_baventy, ka miisa 15 ny mpampiofana.
« olo mahay raha, tsy very mandeha »
© CELCOM METFP/ décembre 2022