LTP PK4 ANTSIRANANA : Ny fahaiza-manaon’ireo mpianatra

LTP PK4 ANTSIRANANA : Ny fahaiza-manaon’ireo mpianatra

LTP PK4 ANTSIRANANA : Ny fahaiza-manaon’ireo mpianatra

Anisan’ny sampam-panofanana arahan’ireo mpiofana ao amin’ny LTP PK 4 Antsiranana ny Bâtiment et Travaux Publics (BTP), ary mivoatra hatrany io sehatra io manaraka ny teknolojia sy ny hiaka farany. Ireto hita amin’ny sary manaraka ireto izao dia vokatry ny fampiharana na Travaux Pratiques nataon’ireo mpianatra taona faharoa ao amin’ny Dessinateur Métreur (DM).
Roa volana eo ho eo ny faharetan’ny fanamboarana ireto maquette ireto ary ny mpianatra ihany no miantoka ny akora rehetra amin’ny fanamboarana azy toy ny :

  • colle fox, colle à bois, colle blanche, contre colle
  • baoritra (carton)
  • réglette en acier 50 cm
  • équerre en acier
  • moquette

Marihina moa fa efa ireto maquette ireto dia mbola ho asiana haingo ivelany sy mba hampatsara endrika azy ho toy ny tanana kely mihitsy. Araka izany dia mbola ho asiana zaridaina, piscine, parking, garage ary clôture.

Ho an’ireo mpiofana dia entiny maneho ny fahaiza-manaony ireto asa tanana ireto ary hampirantiana ho hitan’ny besinimaro.

Mandrisika hatrany ireo mpianatra hanohy ny ezaka Ramatoa Minisitra, VAVITSARA RAHANTANIRINA Gabriella, satria ny ambetin-teniny dia ny hoe: “Ny fahaiza-mamorona sy mikaroka toy izao no toetra fototra ilain’ireo mpiofana BTP izay maniry ny hahomby amin’ity sehatra ity. Miavaka foana ireo mavitrika amin’ny asa famoronana voakaly sy maoderina.”

“Olo mahay raha, tsy very mandeha “
© CELCOM METFP/ Martsa 2023


LTP PK4 ANTSIRANANA : le savoir faire des apprenants

Le LTP PK4 Antsiranana se démarque par l’expertise de ses apprenants dans la réalisation de maquette. A travers ces photos, nous pouvons constater les travaux pratiques des apprenants.
Les maquettes réalisées suivent l’ère de la technologie et sont toutes des maisons modernes.
La réalisation d’une maquette dure environ deux mois et nécessite l’utilisation de:

  • colle fox, colle à bois, colle blanche, contre colle
  • réglette en acier 50 cm
  • équerre en acier
  • moquette

Il est à noter que ces maquettes ne sont pas encore achevées car il reste l’aménagement de la verdure extérieure, la clôture, le parking, le garage et la piscine afin qu’elle soit une réalisation de haute qualité.

Madame Le Ministre, VAVITSARA RAHANTANIRINA Gabriella, encourage les jeunes à poursuivre leurs efforts, car selon ses dires : “La créativité est une compétence clé pour les apprenants en BTP qui souhaitent réussir dans ce domaine dynamique et en constante évolution. Elle leur permet d’en faire des créations originales et modernes.”

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ mars 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle