METFP – DRETFP : Fiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2022

METFP – DRETFP : Fiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2022

Tonga niarahaba an-dRamatoa VAVITSARA Gabriella Rahantanirina , Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, ireo solotenan’ny Talem-paritry ny METFP ny Zoma 14 janoary 2022.
Nanamafy izy ireo fa vonona hanome tanana sy hampandroso ny Ministera, indrindra amin’ny fahatrarana ireo tanjona napetraka sy ho fanatanterahana ireo Veliranon’ny Filoham-pirenena. مواقع روليت

« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️ SCOM METFP/ janvier 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle